Entrée | 1 na dia ... aza |
Mots élémentaires | 2 na, dia, aza |
Partie du discours | 3 adverbe |
Explications en malgache |
4 Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1] |
Explications en anglais |
5 even, though, although [1.2] 6 although [1.7] |
Explications en français |
7 sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [1.4] 8 même si, quand même [1.8] |
Synonymes | 9 na ... aza |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
11 Tous les adverbes |
Mis à jour le 2023/04/03 |